Zechariah 4:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanontany Azy aho hoe: Inona moa ireo hazo oliva roa eo ankavanan’ny fitoeran-jiro sy eo ankaviany ireo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny indray aho, ka nanao taminy hoe: «Inona ireto ôliva roa, eo ankavanan’ny fanaovan-jiro sy eo ankaviany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontaniako indray izy hoe: –Inona moa ireo hazo ôliva roa eo an-kavanana sy eo an-kavian’ny fitoeran-jiro ireo?
Malagasy Bible 1865
Dia namaly aho ka nanao taminy hoe: Inona moa ireo hazo oliva roa eo an-kavanan'ny fanaovan-jiro sy eo an-kaviany ireo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanontany Azy aho hoe: Inona moa ireo hazo oliva roa eo ankavanan’ny fitoeran-jiro sy eo ankaviany ireo?
malagasy
Dia namaly aho ka nanao taminy hoe: Inona moa ireo hazo oliva roa eo an-kavanan'ny fanaovan-jiro sy eo an-kaviany ireo?