Zechariah 4:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Tsy fantatrao va ireo? Ary hoy aho: Tsia, tompoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny tamiko izy nanao hoe: «Tsy fantatrao va ireo?» Ka hoy ny navaliko azy: «Tsia, tompoko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy izy tamiko: –Tsy fantatrao koa va ny dikan’ireo? Fa novaliako hoe: –Tsia, Tompoko.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly izy hoe: Tsy fantatrao va ireo? Ary hoy izaho: Tsia, tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Tsy fantatrao va ireo? Ary hoy aho: Tsia, tompoko.
malagasy
Dia namaly izy hoe: Tsy fantatrao va ireo? Ary hoy izaho: Tsia, tompoko.Dia hoy izy: Ireo no zana-diloilo roa, izay mitsangana eo anoloan'ny Tompon'ny tany rehetra.