Zechariah 4:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Ireo ny roalahy izay voahosotra amin’ny diloilo; ireo no mijoro eo anoloan’ny Tompon’ny tany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy tamiko: «Ireo no zanaka roan’ny fanosorana, izay mitsangana eo akaikin’ny Tompon’ny tany rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nohazavainy tamiko àry fa ireo zavatra ireo dia manambara ny olona roa voahosotra tamin’ny diloilo mba hanompo ilay Tompon’ny tany tontolo.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Ireo no zana-diloilo roa, izay mitsangana eo anoloan'ny Tompon'ny tany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Ireo ny roalahy izay voahosotra amin’ny diloilo; ireo no mijoro eo anoloan’ny Tompon’ny tany rehetra.
malagasy
Dia hoy izy: Ireo no zana-diloilo roa, izay mitsangana eo anoloan'ny Tompon'ny tany rehetra.