Zechariah 4:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary misy hazo oliva roa eo anilany, ny iray dia eo ankavanan’ny fitoeran-diloilo, ary ny iray dia eo ankaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hazo ôliva roa no manotrona azy, ny iray eo ankavanan’ny tavy, ary ny iray eo ankaviany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy hazo ôliva roa eo anilan’ilay fitahirizan-diloilo, ka ny anankiray eo an-kavanany, ary ny anankiray eo an-kaviany.
Malagasy Bible 1865
ary misy hazo oliva roa eo anilany, ny anankiray eo an-kavanan'ny fitoeran-diloilo, ary ny anankiray eo an-kaviany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary misy hazo oliva roa eo anilany, ny iray dia eo ankavanan’ny fitoeran-diloilo, ary ny iray dia eo ankaviany.
malagasy
ary misy hazo oliva roa eo anilany, ny anankiray eo an-kavanan'ny fitoeran-diloilo, ary ny anankiray eo an-kaviany.