Zechariah 5:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia natopiko indray ny masoko ka hitako fa indro, horonan-taratasy manidina iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natopiko indray ny masoko, ka nahita aho: Ary indro nisy horonan-taratasy nanidina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanopy maso indray aho, ka indro hitako nisy horonam-boky manidina.
Malagasy Bible 1865
Dia natopiko indray ny masoko, ka hitako fa, indro, nisy horonan-taratasy manidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia natopiko indray ny masoko ka hitako fa indro, horonan-taratasy manidina iray.
malagasy
[Fahitana fahenina: ny amin ilay horonan-taratasy manidina, sy ravehivavy ao anatin'ny vata famarana] Dia natopiko indray ny masoko, ka hitako fa, indro, nisy horonan-taratasy manidina.