Zechariah 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho tamin’ilay anjely niresaka tamiko: Ho aiza no itondran’ireto ny vata famarana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy aho tamin’ilay vehivavy niresaka tamiko: «Hoentiny ho aiza ity efah?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontaniako ilay anjely niresaka tamiko hoe: –Hoentin’izy ireo aiza moa ity vata?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho tamin'ilay anjely niresaka tamiko: Ho aiza no itondran'ireto ny vata famarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho tamin’ilay anjely niresaka tamiko: Ho aiza no itondran’ireto ny vata famarana?
malagasy
Dia hoy izaho tamin'ilay anjely niresaka tamiko: Ho aiza no itondran'ireto ny vata famarana. [Heb. efaha]Ary hoy izy tamiko: Hanaovana trano ho azy any amin'ny tany Sinara, ary rehefa vita izany, dia hapetraka ao amin'ny fipetrahany izy.