Zechariah 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy tamiko: Inona moa no hitanao? Dia hoy aho: Mahita horonan-taratasy manidina aho; roapolo hakiho ny lavany, ary folo hakiho ny sakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy tamiko: «Inona no hitanao?» Ka hoy aho: «Horonan-taratasy manidina, roapolo hakiho ny lavany, folo hakiho ny sakany, no hitako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanontanian’ilay anjely aho hoe: –Inona no hitanao? Dia hoy aho namaly: –Mahita horonam-boky manidina aho: folo metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamiko: Inona moa no hitanao? Dia hoy izaho: Mahita horonan-taratasy manidina aho; roa-polo hakiho ny lavany, ary folo hakiho ny sakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy tamiko: Inona moa no hitanao? Dia hoy aho: Mahita horonan-taratasy manidina aho; roapolo hakiho* ny lavany, ary folo hakiho ny sakany.
malagasy
Ary hoy izy tamiko: Inona moa no hitanao? Dia hoy izaho: Mahita horonan-taratasy manidina aho; roa-polo hakiho ny lavany, ary folo hakiho ny sakany.