Zechariah 5:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy tamiko: Izany no ozona mivoaka ho eny amin’ny tany rehetra; araka izany, izay rehetra mangalatra dia horoahina tsy ho eto; araka izany koa, izay rehetra manao fianianana tsy marina dia horoahina tsy ho eto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy tamiko: «Io no ozona mivoaka ho eo ambonin’ny tany rehetra; fa araka ny voasoratra ao, izay rehetra mangalatra, hosorohina hiala eto; ary araka ny voasoratra ao, izay rehetra mianiana hosorohina hiala eto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy izy tamiko: –Izany no ozona miainga hipaka amin’ny tany manontolo. Fa araka ny voasoratra eo amin’ny lafiny iray, ny mpangalatra rehetra dia horoahina hiala amin’ity tany ity; ary amin’ny lafiny hafa kosa, izay rehetra mianiana lainga dia hatao araka izany koa.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy tamiko: Izany no ozona mivoaka ho eny amin'ny tany rehetra; fa izay rehetra mangalatra dia hosorohina araka izany, ary izay rehetra mianiana dia hosorohina araka izany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Dia hoy izy tamiko: Izany no ozona mivoaka ho eny amin'ny tany rehetra; fa izay rehetra mangalatra dia hosorohina araka izany, ary izay rehetra mianiana dia hosorohina araka izany koa.