Zechariah 5:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: Inona moa io? Ary hoy izy: Io miseho io dia vata famarana. Hoy koa izy: Izao no hita any amin’ny tany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy: «Ny efah no miseho»; sady nampiany hoe: «Mifantoka amin’io avokoa ny fijerin’izy ireo, any amin’ny tany rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanontaniako izy hoe: –Inona io? Dia hoy ny navaliny: –Vata famarana mirakitra ny fahadisoana eto amin’ny tany manontolo io.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho: Inona moa io? Ary hoy izy: Io ilay vata famarana 'mivoaka. Hoy koa izy: Izao no tarehiny any amin'ny tany rehetra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: Inona moa io? Ary hoy izy: Io miseho io dia vata famarana. Hoy koa izy: Izao no hita any amin’ny tany rehetra.
malagasy
Dia hoy izaho: Inona moa io? Ary hoy izy: Io ilay vata famarana 'mivoaka. Hoy koa izy: Izao no tarehiny any amin'ny tany rehetra [Heb. efaha]