Zechariah 5:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, nisy takelaka firaka boribory niainga ho azy ka nisy vehivavy iray nipetraka tao anatin’ilay vata famarana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro nisy vongam-pìraka boribory naingaina, ary nisy vehivavy anankiray nipetraka teo afovoan’ny efah.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia niainga ho azy ny vongam-piraka saron’ilay vata, ary indro hitako nisy vehivavy iray mipetraka ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
(ary, indro, nisy vongam-piraka boribory naingaina); ary io no vehivavy iray mipetraka ao anatin'ny vata famarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, nisy takelaka firaka boribory niainga ho azy ka nisy vehivavy iray nipetraka tao anatin’ilay vata famarana
malagasy
(ary, indro, nisy vongam-piraka boribory naingaina); ary io no vehivavy iray mipetraka ao anatin'ny vata famarana. [Heb. efaha]