Zechariah 6:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary natopiko indray ny masoko ka hitako fa indreo, kalesy fitondra miady efatra nivoaka avy teo anelanelan’ny tendrombohitra roa; ary tendrombohitra varahina ireo tendrombohitra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natopiko indray ny masoko ka nahita aho: Dia indro kalesy efatra nivoaka avy tao anelanelan’ny tendrombohitra roa, ary tendrombohitra varahina ireo tendrombohitra ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola nanopy maso indray aho, ka indreo hitako nisy kalesy efatra nipoitra avy teo anelanelan’ny tendrombohitra varahina roa.
Malagasy Bible 1865
Ary natopiko indray ny masoko ka hitako fa, indreo, nisy kalesy efatra nivoaka avy teo anelanelan'ny tendrombohitra roa; ary tendrombohitra varahina ireo tendrombohitra ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary natopiko indray ny masoko ka hitako fa indreo, kalesy fitondra miady efatra nivoaka avy teo anelanelan’ny tendrombohitra roa; ary tendrombohitra varahina ireo tendrombohitra ireo.
malagasy
[Fahitana fahafito: ny amin'ny kalesy efatra] Ary natopiko indray ny masoko ka hitako fa, indreo, nisy kalesy efatra nivoaka avy teo anelanelan'ny tendrombohitra roa; ary tendrombohitra varahina ireo tendrombohitra ireo.