Zechariah 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandraisa avy amin’ny fananan’ny babo, dia avy amin’ny fananan’i Helday sy i Tobia ary i Jedaia, eny, mandehana ianao izao anio izao ihany ka midira ao an-tranon’i Josia, zanak’i Zefania, izay novantaniny nony vao tonga avy tany Babilona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Handray avy eo an-tanan’ireo babo ianao, dia avy eny an-tanan’i Holdaì sy i Tobia ary i Idaia; - ka ny tenanao no handeha amin’izany andro izany ho any an-tranon’i Josiasa, izay nidiran’izy ireo, nony vao tonga avy any Babilôna izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Raiso ny fanomezana entin’i Helday sy i Tôbià ary Jedahià, ka mankanesa izao anio izao any an-tranon’i Jôsià zanakalahin’i Tsefanià, ilay novantanin’izy telo lahy raha vao tonga avy tany Babilôna izy.
Malagasy Bible 1865
Mandraisa avy amin'ny babo, dia amin'i Helday sy Tobia ary Jedaia, eny, mandehana amin'izany andro izany ihany ianao, ka midìra ao an-tranon'i Josia, zanak'i Zefania, izay novantaniny nony vao tonga avy tany Babylona izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandraisa avy amin’ny fananan’ny babo, dia avy amin’ny fananan’i Helday sy i Tobia ary i Jedaia, eny, mandehana ianao izao anio izao ihany ka midira ao an-tranon’i Josia, zanak’i Zefania, izay novantaniny nony vao tonga avy tany Babilona izy.
malagasy