Zechariah 6:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, mandraisa volafotsy sy volamena ka anaovy satroboninahitra izany dia apetraho eo an-dohan’i Josoa, zanak’i Jozadaka, mpisoronabe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
- ka mandraisa volafotsy sy volamena, hanaovanao satroboninahitra, dia ataovy eo an-dohan’i Jesosy, mpisorona lehibe, zanak’i Josedeka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hakànao volafotsy sy volamena izany, dia hanaovanao satroboninahitra ka hapetrakao eo an-dohan’i Josoa mpisorombe zanakalahin’i Jôtsadaky;
Malagasy Bible 1865
eny, mandraisa volafotsy sy volamena, ka ataovy satro-boninahitra, dia apetraho eo an-dohan'i Josoa, zanak'i Jozadaka, mpisoronabe;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, mandraisa volafotsy sy volamena ka anaovy satroboninahitra izany dia apetraho eo an-dohan’i Josoa, zanak’i Jozadaka, mpisoronabe.
malagasy
eny, mandraisa volafotsy sy volamena, ka ataovy satro-boninahitra, dia apetraho eo an-dohan'i Josoa, zanak'i Jozadaka, mpisoronabe;