Zechariah 6:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny satroboninahitra dia ho ao amin’ny tempolin’NY TOMPO, ho fahatsiarovana ho an’i Helema, i Tobia, i Jedaia ary i Henà, zanak’i Zefania.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny satroboninahitra dia ho an’i Helema, i Tobia, i Idaia ary i Hena, zanak’i Sôfônia, ho fahatsiarovana ao an-tempolin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hijanona eo amin’ny tempolin’ny TOMPO ilay satroboninahitra ho fampahatsiarovana an’i Helday sy i Tôbià ary i Jedahià, ary koa ho fampahatsiarovana ny fahalalaham-pon’ilay zanakalahin’i Tsefanià.
Malagasy Bible 1865
Ary ny satro-boninahitra dia ho an'i Helema sy Tobia sy Jedaia ary Hena, zanak'i Zefania, ho fampahatsiarovana ao amin'ny tempolin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny satroboninahitra dia ho ao amin’ny tempolin’NY TOMPO, ho fahatsiarovana ho an’i Helema, i Tobia, i Jedaia ary i Henà, zanak’i Zefania.
malagasy
Ary ny satro-boninahitra dia ho an'i Helema sy Tobia sy Jedaia ary Hena, zanak'i Zefania, ho fampahatsiarovana ao amin'ny tempolin'i Jehovah.Ary izay lavitra dia ho avy ka hanao ao amin'ny tempolin'i Jehovah, ka dia ho fantatrareo fa Jehovah, Tompon'ny maro, no naniraka ahy ho aminareo. Dia ho tonga izany, raha hazoto hihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.