Zechariah 6:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny kalesy voalohany dia nisy soavaly mena; tamin’ny kalesy faharoa dia soavaly mainty;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny kalesy voalohany nisy soavaly menapìny, ny kalesy faharoa nisy soavaly mainty;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Soavaly mena no tamin’ny kalesy voalohany; soavaly mainty no tamin’ny faharoa;
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny kalesy voalohany dia nisy soavaly mena; tamin'ny kalesy faharoa dia soavaly mainty;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny kalesy voalohany dia nisy soavaly mena; tamin’ny kalesy faharoa dia soavaly mainty;
malagasy
Tamin'ny kalesy voalohany dia nisy soavaly mena; tamin'ny kalesy faharoa dia soavaly mainty;