Zechariah 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny kalesy fahatelo dia soavaly fotsy; ary tamin’ny kalesy fahefatra dia soavaly sada sady matanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny kalesy fahatelo nisy soavaly fotsy, ary ny kalesy fahefatra nisy soavaly sadamena mavitrika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
soavaly fotsy no tamin’ny fahatelo; ary soavaly sadamena no tamin’ny kalesy fahefatra.
Malagasy Bible 1865
tamin'ny kalesy fahatelo dia soavaly fotsy; ary tamin'ny kalesy fahefatra dia soavaly sadamena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny kalesy fahatelo dia soavaly fotsy; ary tamin’ny kalesy fahefatra dia soavaly sada sady matanjaka.
malagasy
tamin'ny kalesy fahatelo dia soavaly fotsy; ary tamin'ny kalesy fahefatra dia soavaly sadamena. [na: sada sady matanjaka]