Zechariah 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanontany tamin’ilay anjely niresaka tamiko aho hoe: Inona moa ireo, tompoko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny tamin’ilay Anjely niresaka tamiko aho, ka nanao hoe: «Iza moa ireto, tompoko?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontaniako ilay anjely niresaka tamiko hoe: –Inona moa no dikan’ireo kalesy ireo, tompoko?
Malagasy Bible 1865
Dia nanontany tamin'ilay anjely niresaka tamiko aho ka nanao hoe: Inona moa ireo, tompoko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanontany tamin’ilay anjely niresaka tamiko aho hoe: Inona moa ireo, tompoko?
malagasy
Dia nanontany tamin'ilay anjely niresaka tamiko aho ka nanao hoe: Inona moa ireo, tompoko?