Zechariah 6:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso mafy tamiko NY TOMPO hoe: Indro, ireo izay mivoaka mankany amin’ny tany avaratra dia nampionona ny fahatezerako tany amin’ny tany avaratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niantso ahy izy, ka nanao tamiko hoe: «Jereo, fa ireo nivoaka ho amin’ny tany avaratra, dia nampionona ny fanahiko tamin’ny tany avaratra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niantso ahy ny Tompo ka nanao tamiko hoe: –Jereo fa ireo niroso nankamin’ny faritany avaratra dia hampidina ny Fanahiko amin’io faritany io.
Malagasy Bible 1865
Dia nitaraina mafy tamiko izy ka niteny tamiko hoe: Indro, ireo izay mivoaka mankamin'ny tany avaratra dia nampionona ny fanahiko tany amin'ny tany avaratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso mafy tamiko NY TOMPO hoe: Indro, ireo izay mivoaka mankany amin’ny tany avaratra dia nampionona ny fahatezerako tany amin’ny tany avaratra.
malagasy
Dia nitaraina mafy tamiko izy ka niteny tamiko hoe: Indro, ireo izay mivoaka mankamin'ny tany avaratra dia nampionona ny fanahiko tany amin'ny tany avaratra.

Recommended Reading