Zechariah 7:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mampahory ny mpitondratena na ny kamboty, na ny vahiny, na ny mahantra, ary aza mihevitra ao am-ponareo hanisy ratsy ny rahalahinareo ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aza mampahory ny mpitondratena, na ny kamboty, na ny vahiny, na ny mahantra; ary aza misain-dratsy ao am-ponareo, hamelezana ny namanareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary aza mampahory ny mpitondratena na ny kamboty, na koa ny vahiny na ny mahantra. Aza mba mihevitra hanisy ratsy ny namany.»
Malagasy Bible 1865
ary aza mampahory ny mpitondratena na ny kamboty, na ny vahiny, na ny mahantra; ary aza misy mihevitra ao am-ponareo hanisy ratsy ny rahalahinareo ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mampahory ny mpitondratena na ny kamboty, na ny vahiny, na ny mahantra, ary aza mihevitra ao am-ponareo hanisy ratsy ny rahalahinareo ianareo.
malagasy
ary aza mampahory ny mpitondratena na ny kamboty, na ny vahiny, na ny mahantra; ary aza misy mihevitra ao am-ponareo hanisy ratsy ny rahalahinareo ianareo.