Zechariah 7:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nety nihaino ireny fa nampihemotra ny sorony ary nanentsin-tadìny izy mba tsy handre.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nety nihaino anefa izy ireo, fa nampiodina ny sorony sy nanamafy ny sofiny tsy hahare.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy nety nihaino izany ny olona; fa nanainga soroka ho fandavana izy sady nanentsin-tadiny mba tsy handre.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nety nihaino ireny, fa nampihemotra ny sorony, ary nataony lalodalovana ny sofiny; mba tsy handre.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nety nihaino ireny fa nampihemotra ny sorony ary nanentsin-tadìny izy mba tsy handre.
malagasy
Nefa tsy nety nihaino ireny, fa nampihemotra ny sorony, ary nataony lalodalovana ny sofiny; mba tsy handre.