Zechariah 7:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa toy ny niantsoan’NY TOMPO, nefa tsy nohenoiny, dia ho toy izany kosa no hiantsoany Ahy fa tsy hohenoiko, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia nisy toy izao: Toy ny niantsoany, fa tsy nohenoin’izy ireo; no hiantsoan’izy ireo koa, fa tsy hohenoiko izy ireo, hoy i Iavehn’ny tafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao hoe: «Satria tsy nety nihaino izy rehefa mba nanao antso avo taminy Aho, dia tsy mba nihaino azy kosa Aho rehefa mba niantso vonjy tamiko izy.
Malagasy Bible 1865
Koa toy ny niantsoan'ireny, fa tsy nohenoiny, dia ho toy izany no hiantsoany kosa, fa tsy hohenoiko, hoy Jehovah, Tompon'ny maro;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa toy ny niantsoan’NY TOMPO, nefa tsy nohenoiny, dia ho toy izany kosa no hiantsoany Ahy fa tsy hohenoiko, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao,
malagasy
Koa toy ny niantsoan'ireny, fa tsy nohenoiny, dia ho toy izany no hiantsoany kosa, fa tsy hohenoiko, hoy Jehovah, Tompon'ny maro;fa haeliko amin'ny tafio-drivotra ho any amin'ny firenena rehetra izay tsy fantany izy. Toy izany no nahalao ny tany tao aoriany, ka tsy nisy olona nandroso na niverina; fa nahatonga ny tany mahafinaritra ho tany lao izy.