Zechariah 7:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa naeliko tamin’ny tafio-drivotra ho any amin’ny firenena rehetra izay tsy fantany izy. Toy izany no nahalao ny tany izay navelany tao aorianany ka tsy nisy olona nandroso na niverina; fa nahatonga ny tany mahafinaritra ho tany lao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haeliko any amin’ny firenena rehetra tsy fantany izy ireo, ka ny tany eo aorian’izy ireo hipetraka foana, ary tsy hisy olona handalo na hiverina ao. Ilay tany mahafinaritra iny, ka nataony zary efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa naeliko ho any amin’ny firenena isan-tokony izay tsy fantany akory izy. Tany lao no sisa navelany taoriany, ka tsy nivezivezen’olona intsony. Ary ilay taniny nahafinaritra iny dia nataony tonga taniefitra.»
Malagasy Bible 1865
fa haeliko amin'ny tafio-drivotra ho any amin'ny firenena rehetra izay tsy fantany izy. Toy izany no nahalao ny tany tao aoriany, ka tsy nisy olona nandroso na niverina; fa nahatonga ny tany mahafinaritra ho tany lao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa naeliko tamin’ny tafio-drivotra ho any amin’ny firenena rehetra izay tsy fantany izy. Toy izany no nahalao ny tany izay navelany tao aorianany ka tsy nisy olona nandroso na niverina; fa nahatonga ny tany mahafinaritra ho tany lao izy.
malagasy