Zechariah 7:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Betela-Serezera sy i Regema-Meleka mbamin’ny olony dia nandefa iraka mba hifona amin’NY TOMPO
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naniraka an’i Sarasara sy i Rogomeleky mbamin’ny olony, ny tany Betela hitalaho amin’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mponin’i Betela dia efa naniraka an’i Saretsera sy i Regema Melèka mbamin’ny olony hifona amin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
ary Betela efa naniraka an'i Serezera sy Regema-meleka sy ny olony hifona amin'i Jehovah
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Betela-Serezera sy i Regema-Meleka mbamin’ny olony dia nandefa iraka mba hifona amin’NY TOMPO
malagasy
ary Betela efa naniraka an'i Serezera sy Regema-meleka sy ny olony hifona amin'i Jehovah [na: ary ny any Betela, dia Serezera... efa naniraka]