Zechariah 7:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hiteny amin’ny mpisoron’ny tranon’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, sy amin’ny mpaminany hoe: Hitomany amin’ny volana fahadimy va aho ka hifady hanina toy ny efa fanaoko taona maro teo aloha?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hiteny amin’ireo mpisorona ao an-tranon’i Iavehn’ny tafika mbamin’ireo mpaminany hoe: «Tokony hitomany va aho, amin’ny volana fahadimy, sy hanao fifadian-kanina, toy ny efa nataoko hatramin’ny taona maro be?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no voatendry hanontany ny mpisorona niasa tao amin’ny tranon’ny TOMPO n’izao rehetra izao ary hanontany ny mpaminany hoe: –Mbola hitomany sy hifady hanina amin’ny volana fahadimy toy ny efa fanaonay hatramin’ny ela ihany va izahay?
Malagasy Bible 1865
ka hiteny amin'ny mpisoron'ny tranon'i Jehovah, Tompon'ny maro, sy amin'ny mpaminany hoe: Hitomany amin'ny volana fahadimy va aho ka hifady toy ny fanaoko tamin'ny taon-dasa ela?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
ka hiteny amin'ny mpisoron'ny tranon'i Jehovah, Tompon'ny maro, sy amin'ny mpaminany hoe: Hitomany amin'ny volana fahadimy va aho ka hifady toy ny fanaoko tamin'ny taon-dasa ela?