Zechariah 7:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tamiko ny tenin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga tamiko ny tenin’i Iavehn’ny tafika nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nisy baikon’ny TOMPOn’izao rehetra izao
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tamiko ny tenin'i Jehovah, Tompon'ny maro, nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tamiko ny tenin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao hoe:
malagasy
Dia tonga tamiko ny tenin'i Jehovah, Tompon'ny maro, nanao hoe: