Zechariah 7:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mihinana sy misotro ianareo, moa tsy ianareo ihany va no mihinana sy misotro?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mihinana sy misotro ianareo moa tsy ny tenanareo va no mihinana sy misotro?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha nihinana sy nisotro ianareo, moa tsy ho an’ny tenanareo va no nanaovanareo izany?»
Malagasy Bible 1865
Ary raha mihinana sy misotro ianareo. moa tsy mihinana sy misotro ho an'ny tenanareo ihany va ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mihinana sy misotro ianareo, moa tsy ianareo ihany va no mihinana sy misotro?
malagasy
Ary raha mihinana sy misotro ianareo. moa tsy mihinana sy misotro ho an'ny tenanareo ihany va ianareo? [na: moa tsy ianareo ihany va no mihinana sy misotro]