Zechariah 7:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga tamin’i Zakaria ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tamin’i Zakaria ny tenin’i Iaveh, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy baikon’ny TOMPOn’izao rehetra izao mba hampahatsiahivako izay efa nambarany hoe: «Manaova fitsarana marina ianareo, samia mifankatia sy mifamindrafo.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tamin'i Zakaria ny tenin'i Jehovah nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga tamin’i Zakaria ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
Ary tonga tamin'i Zakaria ny tenin'i Jehovah nanao hoe: