Zechariah 7:9 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Manaova fitsarana marina ary samia mifampiantra sy mifamindra fo amin’ny rahalahiny avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no nolazain’i Iavehn’ny tafika: «Manaova fitsarana marina; samia mamindra fo sy miantra ny namany avy,
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Manaova fitsarana marina, ary samia mifampiantra sy mifamindra fo amin'ny rahalahiny avy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Manaova fitsarana marina ary samia mifampiantra sy mifamindra fo amin’ny rahalahiny avy.
malagasy