Zechariah 8:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’izao kosa dia tsy ho toy ny tamin’ny fahiny intsony amin’ny sisa amin’ity firenena ity Aho, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ankehitriny kosa Aho efa tsy tahaka ny tamin’ny andro taloha intsony, amin’izay sisa amin’ity firenena ity, - teny marin’i Iavehn’ny tafika. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny kosa dia tsy toy ny taloha intsony no ho fitondrako ny sisa amin’ny vahoakako. Izaho TOMPOn’izao rehetra izao no manao teny hentitra
Malagasy Bible 1865
Fa amin'izay kosa dia tsy ho toy ny tamin'ny fahiny intsony amin'ny sisa amin'ity firenena ity Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’izao kosa dia tsy ho toy ny tamin’ny fahiny intsony amin’ny sisa amin’ity firenena ity Aho, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
Fa amin'izay kosa dia tsy ho toy ny tamin'ny fahiny intsony amin'ny sisa amin'ity firenena ity Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.