Zechariah 8:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Toy ny nisainako hahatonga loza aminareo tamin’ny nampahatezeran’ny razanareo Ahy, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, ary tsy nanenina Aho,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: «Toy ny nikasako hahatonga loza taminareo fony nihantsy ny hatezerako ny razanareo, hoy i Iavehn’ny tafika, ka tsy nanenenako izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao manko no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Tamin’ny nampahatezeran’ny razanareo Ahy, dia nihevitra hahatonga loza aminareo Izaho TOMPOn’izao rehetra izao ka tsy nisalasala nanatanteraka izany.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Toy ny nisainako hahatonga loza aminareo tamin'ny nampahatezeran'ny razanareo Ahy, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, ka tsy nanenina Aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Toy ny nisainako hahatonga loza aminareo tamin'ny nampahatezeran'ny razanareo Ahy, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, ka tsy nanenina Aho,