Zechariah 8:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho toy izany kosa no niovako hevitra ka nisainako hanisy soa an’i Jerosalema sy ny taranak’i Joda amin’izao andro izao. Aza matahotra ianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
no ikasako kosa indray amin’izao andro izao, ny hanisy soa amin’i Jerosalema sy amin’ny taranak’i Jodà; ka aza matahotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ankehitriny kosa dia mihevitra ny hanisy soa hanisy soa anareo Aho, mponin’i Jerosalema sy i Joda; koa aza matahotra intsony ianareo.
Malagasy Bible 1865
dia ho toy izany kosa no hisainako hanisy soa an'i Jerosalema sy ny taranak'i Joda amin'izao andro izao: aza matahotra ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho toy izany kosa no niovako hevitra ka nisainako hanisy soa an’i Jerosalema sy ny taranak’i Joda amin’izao andro izao. Aza matahotra ianareo!
malagasy
dia ho toy izany kosa no hisainako hanisy soa an'i Jerosalema sy ny taranak'i Joda amin'izao andro izao: aza matahotra ianareo.