Zechariah 8:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no zavatra hataonareo: Samia miteny marina amin’ny namany avy ianareo; mitsarà marina, eny, mitsarà hahatonga fiadanana ao am-bavahadinareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no zavatra tsy maintsy hotandremanareo: Samia milaza ny marina amin’ny namany avy; mamoaha fitsarana eo am-bavahadinareo araka ny marina ary mba hihavanan’ny olona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no tsy maintsy hataonareo: samia milaza ny marina amin’ny namany avy ianareo; aoka ho didim-pitsarana ara-drariny no havoaka eo amin’ny toeram-pitsaranareo mba hahatonga fiadanana eo aminareo.
Malagasy Bible 1865
Izao no zavatra hataonareo: Samia miteny marina amin'ny namany avy ianareo; mitsarà marina, eny, mitsarà hahatonga fiadanana ao am-bavahadinareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no zavatra hataonareo: Samia miteny marina amin’ny namany avy ianareo; mitsarà marina, eny, mitsarà hahatonga fiadanana ao am-bavahadinareo;
malagasy
Izao no zavatra hataonareo: Samia miteny marina amin'ny namany avy ianareo; mitsarà marina, eny, mitsarà hahatonga fiadanana ao am-bavahadinareo;