Zechariah 8:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga tamiko ny tenin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tamiko ny tenin’i Iavehn’ny tafika, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy tenin’ny TOMPOn’izao rehetra izao tamiko nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary ny tenin'i Jehovah, Tompon'ny maro, dia tonga tamiko nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga tamiko ny tenin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao hoe:
malagasy
Ary ny tenin'i Jehovah, Tompon'ny maro, dia tonga tamiko nanao hoe: