Zechariah 8:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Mbola hisy firenena sy mponina avy amin’ny tanàna maro ho tonga;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: «Mbola ho avy koa ny firenena ama-mponina avy amin’ny tanàna maro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Mbola hisy firenena vahiny sy mponina avy amin’ny tanàna maro ho tonga indray eto Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Mbola hisy firenena sy mponina avy amin'ny tanàna maro ho avy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Mbola hisy firenena sy mponina avy amin’ny tanàna maro ho tonga;
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Mbola hisy firenena sy mponina avy amin'ny tanàna maro ho avy;