Zechariah 8:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny mponina ao amin’ny tanàna iray dia hankany amin’ny tanàna iray hafa ka hiteny hoe: Aoka handeha tokoa isika hifona amin’NY TOMPO sy hitady an’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao! Izaho koa dia mba handeha!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mponina avy amin’ny iray, hankany amin’ny iray hafa, ka hanao hoe: ‹Andao, andao re isika, hifona amin’i Iaveh sy hitady an’i Iavehn’ny tafika! - Izaho koa mba handeha!›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny mponina ao amin’ny tanàna iray dia hankany amin’ny mponin’ny tanàna iray hafa ka hitaona azy hanao hoe ‹Ndao tokoa isika handeha hivavaka amin’ny TOMPO, eny, hitady an’ilay TOMPOn’izao rehetra izao.› Dia hamaly ireo hoe: ‹Izahay koa mba handeha›.
Malagasy Bible 1865
ary ny mponina ao amin'ny anankiray hankany amin'ny anankiray kosa ka hanao hoe: Aoka handeha tokoa isika hifona amin'i Jehovah sy hitady an'i Jehovah, Tompon'ny maro; izaho koa mba handeha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
ary ny mponina ao amin'ny anankiray hankany amin'ny anankiray kosa ka hanao hoe: Aoka handeha tokoa isika hifona amin'i Jehovah sy hitady an'i Jehovah, Tompon'ny maro; izaho koa mba handeha.