Zechariah 8:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ho avy ny olona maro sy ny firenena mahery mba hitady an’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, any Jerosalema sy hifona amin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka vahoaka maro amam-pirenena mahery no ho avy hitady an’i Iavehn’ny tafika ao Jerosalema, sy hifona amin’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, olona maro sy firenena matanjaka no ho tonga eto Jerosalema hitady Ahy TOMPOn’izao rehetra izao ka hivavaka amiko.
Malagasy Bible 1865
Eny, ho avy ny olona maro sy ny firenena mahery mba hitady an'i Jehovah, Tompon'ny maro, any Jerosalema sy hifona amin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ho avy ny olona maro sy ny firenena mahery mba hitady an’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, any Jerosalema sy hifona amin’NY TOMPO.
malagasy
Eny, ho avy ny olona maro sy ny firenena mahery mba hitady an'i Jehovah, Tompon'ny maro, any Jerosalema sy hifona amin'i Jehovah.Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Amin'izany andro izany dia hisy folo lahy avy amin'ny firenena samy hafa fiteny rehetra hihazona ny sisin-damban'ny Jiosy anankiray ka hanao hoe: Mba handeha hiaraka aminareo izahay; fa efa renay fa momba anareo Andriamanitra.