Zechariah 8:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny kianja malalaka ao amin’ny tanàna dia ho feno ankizilahy madinika sy ankizivavy madinika milalao eny amin’ny kianja.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny kianjan’ny tanàna ho feno zazalahy aman-jazavavy milalao, eny amin’ny kianjany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny kianjan’io tanàna io koa dia ho feno zazalahy sy zazavavy milalao.
Malagasy Bible 1865
ary eny an-dalambe any an-tanàna dia ho feno ankizilahy madinika sy ankizivavy madinika milalao eny an-dalambe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny kianja malalaka ao amin’ny tanàna dia ho feno ankizilahy madinika sy ankizivavy madinika milalao eny amin’ny kianja.
malagasy
ary eny an-dalambe any an-tanàna dia ho feno ankizilahy madinika sy ankizivavy madinika milalao eny an-dalambe.