Zechariah 8:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Indro, mamonjy ny oloko avy any amin’ny tany atsinanana sy avy any amin’ny tany andrefana Aho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: «Indro Aho hanafaka ny vahoakako avy any amin’ny tany atsinanana sy ny tany andrefana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, Izaho TOMPOn’izao rehetra izao dia mampanantena fa ny vahoakako voaeliko dia hovonjeko avy any atsinanana sy avy any andrefana.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro, hamonjy ny oloko avy any amin'ny tany atsinanana sy amin'ny tany andrefana Aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Indro, mamonjy ny oloko avy any amin’ny tany atsinanana sy avy any amin’ny tany andrefana Aho;
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro, hamonjy ny oloko avy any amin'ny tany atsinanana sy amin'ny tany andrefana Aho;