Zechariah 9:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miverena ho amin’ny fiarovana mafy, ianareo mpifatotra manana ny fanantenana! Anio koa no hanambarako hoe: Hanonitra avo roa heny ho anao Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miverena ho ao amin’ny fitoerana mimanda, ianareo babon’ny fanantenana. Mbola lazaiko anio izao: Indroa heny no haveriko aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miverena ao an-tanàna mimanda, ry mpigadra manam-panantenana! Anio no anambaràko aminareo hoe: Fanambinana avo roa heny no hanonerako ny fahorianareo.
Malagasy Bible 1865
Miverena ho amin'ny fiarovana mafy, ianareo mpifatotra manana ny fanantenana! Anio no hanambarako hoe: Hanonitra roa heny ho anao Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miverena ho amin’ny fiarovana mafy, ianareo mpifatotra manana ny fanantenana! Anio koa no hanambarako hoe: Hanonitra avo roa heny ho anao Aho.
malagasy
Miverena ho amin'ny fiarovana mafy, ianareo mpifatotra manana ny fanantenana! Anio no hanambarako hoe: Hanonitra roa heny ho anao Aho.