Zechariah 9:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany NY TOMPO Andriamaniny dia hamonjy ny olony toy ny famonjy andian’ondry; fa ireny no vato eo amin’ny satroboninahitra, mamirapiratra eny amin’ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh, Andriamaniny, no ho famonjena azy ireo, amin’izany andro izany; dia ho famonjena ny andian’ondry izay vahoakany; izy ireo ho toy ny vaton-tsatroboninahitra, hamirapiratra eo amin’ny taniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany ny vahoakany dia hovonjen’ny Tompo Andriamaniny, ka toy ny mpiandry mamonjy ny ondriny Izy; ary ho toy ny vaton-tsatroboninahitra no hamirapiratany eo amin’ny taniny.
Malagasy Bible 1865
Ary hovonjen'i Jehovah Andriamaniny ireny amin'izany andro izany Toy ny olona izay ondriny; Fa ho toy ny vaton-tsatro-boninahitra Mamirapiratra eny amin'ny taniny ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany NY TOMPO Andriamaniny dia hamonjy ny olony toy ny famonjy andian’ondry; fa ireny no vato eo amin’ny satroboninahitra, mamirapiratra eny amin’ny taniny.
malagasy
Ary hovonjen'i Jehovah Andriamaniny ireny amin'izany andro izany Toy ny olona izay ondriny; Fa ho toy ny vaton-tsatro-boninahitra Mamirapiratra eny amin'ny taniny ireny.Fa akory ny hasoany! ary akory ny hatsaran-tarehiny! Vary no hampaharoroka ny zatovo, Ary ranom-boaloboka kosa ny zazavavy. [heb. hampitsimoka]