Zechariah 9:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Akory ny hasoany! Ary akory ny hatsaran-tarehiny! Vary no hampaharoroka ny zatovo, ary ranom-boaloboka kosa no hampaharoroka ny zazavavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endrey izany fandrosoana, endrey izany hatsaran-tarehin’izy ireo! Ny vary, hampitombo ny zatovo, ary ny divay vaovao, hampitombo ny virjiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Akory ny fahasambarany! Ary akory ny hatsaran-tarehiny! Vary sy divay vaovao no hampaharoroka finaritra ireo zatovolahy sy zatovovavy.
Malagasy Bible 1865
Fa akory ny hasoany! ary akory ny hatsaran-tarehiny! Vary no hampaharoroka ny zatovo, Ary ranom-boaloboka kosa ny zazavavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Akory ny hasoany! Ary akory ny hatsaran-tarehiny! Vary no hampaharoroka ny zatovo, ary ranom-boaloboka kosa no hampaharoroka ny zazavavy.
malagasy
Fa akory ny hasoany! ary akory ny hatsaran-tarehiny! Vary no hampaharoroka ny zatovo, Ary ranom-boaloboka kosa ny zazavavy. [heb. hampitsimoka]