Zechariah 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy i Hamata koa, izay mifanolotra aminy, i Tiro sy i Sidona koa, izay manana fahendrena be.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary koa ao Hamata, mifanolotra amin’i Damasa, sy ao Tira mbamin’i Sidona, satria be fahendrena izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azy toraka izany ihany koa i Hamata akaikin’i Damasy ary ny tanànan’i Tiro sy i Tsidôna izay misy olona kinga tokoa.
Malagasy Bible 1865
Sy Hamata koa, izay mifanolotra aminy, Ary Tyro sy Sidona koa, satria hendry izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy i Hamata koa, izay mifanolotra aminy, i Tiro sy i Sidona koa, izay manana fahendrena be.
malagasy
Sy Hamata koa, izay mifanolotra aminy, Ary Tyro sy Sidona koa, satria hendry izy.