Zechariah 9:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Tiro dia nanao manda mafy ho an’ny tenany ka nanangona volafotsy ohatra ny vovoka sy volamena tsara ohatra ny fotaka eny an-dalambe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Tira dia nanao trano mimanda ho azy, nanangona volafotsy hoatra ny vovoka, sy volamena hoatra ny fotaka eny an-dalambe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Tiro nanao manda mafy ho azy; volafotsy matevina tahaka ny vovoka no voaangony ary koa volamena mivongana toy ny fotaka eny an-dalambe.
Malagasy Bible 1865
Ary Tyro nanao manda mafy ho azy Ka nanangona volafotsy hoatra ny vovoka Sy volamena tsara hoatra ny fotaka eny an-dalambe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Tiro dia nanao manda mafy ho an’ny tenany ka nanangona volafotsy ohatra ny vovoka sy volamena tsara ohatra ny fotaka eny an-dalambe.
malagasy
Ary Tyro nanao manda mafy ho azy Ka nanangona volafotsy hoatra ny vovoka Sy volamena tsara hoatra ny fotaka eny an-dalambe.