Zechariah 9:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, hofoanan’ny Tompo ny fananany sady harodany any an-dranomasina ny mandany ary ho levon’ny afo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa ho azon’ny Tompo izy io; hasiany ny heriny eny amin’ny ranomasina, ary ny tenany ho levonin’ny afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa halain’ny Tompo aminy ireny, hazerany any an-dranomasina ny màndany ary ho levon’ny afo ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Indro, hofoanan'ny Tompo ny fananany, Sady hasiany koa ny heriny ao amin'ny ranomasina; Ary ny tenany ho levon'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, hofoanan’ny Tompo ny fananany sady harodany any an-dranomasina ny mandany ary ho levon’ny afo izy.
malagasy
Indro, hofoanan'ny Tompo ny fananany, Sady hasiany koa ny heriny ao amin'ny ranomasina; Ary ny tenany ho levon'ny afo.