Zechariah 9:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Askelona dia hahita izany ka ho raiki-tahotra, i Gaza koa, ka ho toran-kovitra indrindra, ary i Ekrona, fa ho tonga henatra ny fanantenany; tsy hisy mpanjaka intsony ao Gaza ary i Askelona tsy honenana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahita izany i Askalôna, ka hatahotra; i Gazà koa hiolanolana azon’ny fijaliana; ary i Akarôna koa, fa efa ho levona ny fanantenany. I Gazà, tsy hana-mpanjaka intsony, ary tsy honenana intsony i Askalôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahita izany ny tanànan’i Askelôna, ka dia ho raiki-tahotra, i Gazà koa ho tora-kovitra, ary i Hekrôna ho very fanantenana. Tsy hisy mpanjaka intsony ao Gazà, ary tsy hisy mponina intsony ao Askelôna;
Malagasy Bible 1865
Askelona hahita izany ka ho raiki-tahotra, Gaza koa, ka ho toran-kovitra indrindra, Ary Ekrona, fa ho tonga henatra ny fanantenany; Tsy hisy mpanjaka intsony ao Gaza, Ary Askelona tsy honenana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Askelona hahita izany ka ho raiki-tahotra, Gaza koa, ka ho toran-kovitra indrindra, Ary Ekrona, fa ho tonga henatra ny fanantenany; Tsy hisy mpanjaka intsony ao Gaza, Ary Askelona tsy honenana.