Zechariah 9:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zazasary no honina ao Asdoda ary hopotehiko ny reharehan’ny Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vahiny tsy manjary no haka fonenana ao Azota, ary hofoanako ny avonavon’ny Filistinina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mponina safiotra no hipetraka ao Asdôda. Ka hoy ny Tompo Andriamanitra hoe: Toy izany no hanafoanako ny fireharehan’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Zazasary no ho mpanjaka ao Asdoda, Ary hofoanako ny reharehan'ny Filistina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zazasary no honina ao Asdoda ary hopotehiko ny reharehan’ny Filistina.
malagasy
Zazasary no ho mpanjaka ao Asdoda, Ary hofoanako ny reharehan'ny Filistina.