Zechariah 9:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hesoriko eny am-bavany ny rany ary tsy ho eny anelanelan’ny nifiny ny fahavetavetany; ary izy koa dia ho sisa ho an’Andriamanitsika sy ho toy ny lohany amin’i Joda, ary i Ekrona dia ho toy ny Jebosita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoesoriko avy any am-bavany ny rany; ary avy eo anelanelan’ny nifiny ny fahavetavetany; ka izy koa dia ho sisa ho an’ny Andriamanitsika; ho toy ny lohany amin’i Jodà, ary i Akarôna ho toy ny Jeboseanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoesoriko eny am-bavany ny hena tsy nalatsa-dra na naterina tamin’ny sampy. Ary ny sisa velona amin’ny vahoakany dia hanana Ahy koa ho Andriamanitra, ka hitovy amin’ny iray tarika ao anatin’ny fokon’i Joda. I Hekrôna koa hiditra ho vahoakako toy ny nataon’ireo Jebôsita.
Malagasy Bible 1865
Hesoriko eny am-bavany ny ràny, Sy ny fahavetavetany tsy ho eny anelanelan'ny nifiny; Ary izy koa ho sisa ho an'Andriamanitsika Sy ho toy ny lohany amin'ny firenen'i Joda, Ary Ekrona ho toy ny Jebosita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hesoriko eny am-bavany ny rany ary tsy ho eny anelanelan’ny nifiny ny fahavetavetany; ary izy koa dia ho sisa ho an’Andriamanitsika sy ho toy ny lohany amin’i Joda, ary i Ekrona dia ho toy ny Jebosita.
malagasy