Zephaniah 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO, dia hisy feo re mitaraina avy any amin’ny Vavahadin-kazandrano sy fidradradradrana avy ao amin’ny Tanàna ambany ary fidarabohana miezinezina any amin’ny havoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany dia izao no hatao, - teny marin’i Iaveh: - Hisy antsoantso hitatatata avy ao am-bavahadin’ny hazandrano; hisy hitarainana, avy ao an-tanàna faharoa; ary hisy kotrokotroka be avy amin’ny havoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, hoy ny teny hentitra lazaiko, ao Jerosalema dia handrenesana kiaka mafy eo am-bavahadin-trondro sy fitomaniana ao Antanambao ary firodanan-trano eny amin’ny havoana.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany, hoy Jehovah, Dia hisy feo re mitaraina any am-bavahadin-kazandrano, Sy fidradradradrana ao amin'ny tanàna ambany, Ary fidarabohana miezinezina any amin'ny havoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO, dia hisy feo re mitaraina avy any amin’ny Vavahadin-kazandrano sy fidradradradrana avy ao amin’ny Tanàna ambany ary fidarabohana miezinezina any amin’ny havoana.
malagasy
Ary amin'izany andro izany, hoy Jehovah, Dia hisy feo re mitaraina any am-bavahadin-kazandrano, Sy fidradradradrana ao amin'ny tanàna ambany, Ary fidarabohana miezinezina any amin'ny havoana.