Zephaniah 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Midradradradrà, ianareo mponina ao Maktesy! Fa ringana avokoa ny mpivaro-mandeha rehetra; eny, lany ringana izay rehetra nivesatra volafotsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Midradradradrà, ry mponina ao amin’ny Feta, fa ringana avokoa ny vahoaka kananeanina, levona avokoa izay rehetra mivesatra vola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Midradradradrà ianareo, ry mponina an-tanàna ambany, fa ho faty avokoa ny mpivarotra, ho lany ringana avokoa ny mpandranto.
Malagasy Bible 1865
Midradradradrà, ianareo mponina ao Maktesy; Fa ringana avokoa ny mpandranto rehetra, Eny, lany ringana izay rehetra nivesatra volafotsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Midradradradrà, ianareo mponina ao Maktesy! Fa ringana avokoa ny mpivaro-mandeha rehetra; eny, lany ringana izay rehetra nivesatra volafotsy.
malagasy
Midradradradrà, ianareo mponina ao Maktesy; Fa ringana avokoa ny mpandranto rehetra, Eny, lany ringana izay rehetra nivesatra volafotsy. [Maktesy = Laona] [Na: vahoakan'i Kanana]