Zephaniah 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tonga babo ny fananan’ireny ary ho lao ny tranony; hanao trano izy nefa tsy hitoetra ao; hamboly voaloboka izy nefa tsy hisotro ny divay avy aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatolotra hobaboina, ny fananany, ary hatolotra horavana ny tranony; hanao trano izy, fa tsy hitoetra ao; hamboly voaloboka izy, fa tsy hisotro divay avy amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia hobaboina ny hareny ary horavana ny tranony; hanao trano izy nefa tsy hitoetra ao; hamboly voaloboka izy, nefa tsy hisotro ny divay avy aminy.
Malagasy Bible 1865
Ka dia ho tonga babo ny fananan'ireny, Ary ho lao ny tranony; Dia hanao trano izy, nefa tsy hitoetra ao, Hamboly voaloboka izy, nefa tsy hisotro ny divay avy aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tonga babo ny fananan’ireny ary ho lao ny tranony; hanao trano izy nefa tsy hitoetra ao; hamboly voaloboka izy nefa tsy hisotro ny divay avy aminy.
malagasy
Ka dia ho tonga babo ny fananan'ireny, Ary ho lao ny tranony; Dia hanao trano izy, nefa tsy hitoetra ao, Hamboly voaloboka izy, nefa tsy hisotro ny divay avy aminy.